TEMOIGNAGES


 
Taloha aho dia niaina tao anaty olana ara-panahy satria nanana toetra ratsy maro toy ny fahakamoana mitady ny Fanahy Masina, tsy fankatoavana ny tantine ao amin’ny EBI. Rehefa miteny zavatra iray izay tsy tiako izy dia tsy mankato aho. Na tany an-trano koa aho dia kamo mivavaka.
Leo ny miaina toy izany aho sady naniry ny hahazo ny Fanahy Masina, ka dia nanapa-kevitra ny handray anjara amin’ny Ezaka Isiraely. Nomeko ny rehetrako (nangoniko ny goûter-ko ary natsaka rano ho an’olona koa aho). Mafy tamiko ny nanao ireo saingy te-hahazo ny Fanahy Masina aho. Amin’izao fotoana izao dia manana ny Fanahy Masina aho, mazoto mivavaka ary mankato ny tantine.
 




Nanana naoty ratsy foana aho na dia niezaka ny nanaraka tsara foana tany am-pianarana, kanefa izao dia ha nala fanadinam-panjakana. Tao amin'ny E.B.I no nianarako fa amin’ny alalan’ny sorona dia hay atao ny zava-drehetra.Noho izany nanapa-kevitra ny hanomana sorona hoan’Andriamanitra aho ka nangoniko ny goûter-ko ary natolotro an’Andriamanitra. Na dia sarotra tamiko aza ny tsy nihinana goûter dia tsy foana ny sorona izay nataoko satria afa-panadinana aho.


Farany foana aho tany am-pianarana ka nalahelo aho satria  nihomehy ahy foana ny namako.Tao amin'ny E.B.I aho no nianarako fa izahay no tokony mahay indrindra, ka nangataka fanampiana tamin’Andriamanitra aho .Tsy nitsahatra nivavaka ihany koa  ary fanampin'izany dia nanao ezaka be aho nianatra lesona. Novalian’Andriamanitra ny vavakako satria ankehitriny  tsara  ny naotiko ary tsy misy sahy mihomehy ahy intsony.


Nanana fahazarana nangala-bola aho.Tonga teto amin'ny Senakla niaraka tamin'ny reniko aho ary tao amin'ny E.B.I no nahafantarako fa ratsy izany. Naniry ny hiala amin'izany aho ka tonga nivavaka foana aho ny zoma, ny alarobia ary tsy nanapaka ihany koa ny alahady. Ankehitriny afaka amin'io fahazaran-dratsy io aho ka tsy mangalatra intsony. 



Je m'appelle Jeremiah. Mon grand-père était très malade pendant très longtemps. Il tombai souvent. Quand on l'a amené chez le médecin, ce dernier lui a donné beaucoup de médicaments alors que nous n'avions pas beaucoup d'argentpour acheter tout cela. Lors de la Campagne de la TERRE SAINTE, j'ai fait un sacrifice pour lui. Cela fait maintenant quelques mois qu'il ne tombe plus, il est en pleine forme et ce n'est plus du tout comme avant!

Je m'appelle Fitia. J'avais des problèmes avec mes études depuis longtemps. En fait, j'avais beaucoupo de difficltés avec mes études et cela a même fini par provoquer une maladie car j'étudiais beaucoup mais je ne parvenais jamais à mon but. Au moment du sacrifice, j'ai décidé de participer et j'ai fait mon sacrifice. Maintenant, je suis première à l'école, et je suis un modèle pour tout le monde dans mon école, que ce soit au niveau du caractère, de mon comportement et des efforts fournis.
Que la gloire soit uniquement pour Dieu!

Mon nom est Malala. Mes parents avaient beaucoup de problèmes financiers car tous les deux étaient au chômage. Lorsque j'ai commencé à prier ici, ils ont trouvé du travail, seulement c'était un travai très fatiguant. Mon père avait un travail mais il n'y était pas encore un employé fixe. Nous étions très pauvres. Je n'ai pas accepté mais j'ai lutté et j'ai sacrifié. En réponse à cela, même si je n'ai pas encore accompli mon sacrifice; mon père a été confirmé dans son travail, et ma mère a eu la possibilité de travailler à son compte et non plus pour les gens!
Dieu a vraiment agi dans notre vie et il  a une réponse à tout!

Je m'appelle Saia. Un des mes oncles a été enfermé en prison. J'étais très triste à cause de cela, donc, j'ai prié pour lui. Cela a concordé avec la Campagne de Gédéon, et j'ai demandé à Dieu que mon nocle puisse sortir de prison. Je n'ai mmeê pas encore accompli mon sacrifice qu'il a pu sortir de prison. je suis vraiment contente car Dieu m'a exaucé!